Teny iditra darona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famindra na fitenenana miadana sy toa tsy miraidraika, tsy rototra. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Lenteur, mollesse dans l'action, dans la parole, ampleur du son musical, mélodie, symphonie [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/08