Teny iditra dasidasy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandeha sy famindra milamina sy mihaminkamina, ka tsy mirotoroto no sady maotina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   walking steadily, uprightly, or majestically; full-faced. See dosy [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Démarche grave, majestueuse [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/08