Teny iditra debaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fitanam-barotra, antoka [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   Zavatra atao antoka apetraka amin' ny tompon-trosa [Tsimihety] [Rajemisa 1985]
   antoka [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   a pledge, a hostage, an assurance, a security. See antoka, tanana, fampitanana, tory [Provincial] [Richardson 1885]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/01