Teny iditra dedadeda
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza: Firehetam-ben' ny afo
¶ Fisamboaravoaram-paniriana tsy hay fefena [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   blazing, flaming. Comp. redareda [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   L'agitation, le mouvement des flammes [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fifanahafana   redareda

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/09