Teny iditra dedaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza olona te hiseho mahay na te hoderaina, na dia amin' ny zavatra tsy fantany na tsy hainy akory aza; kevoka; be hajejoana: Dedaka erỳ ilay sakaiza nanao tsy an-kitana tamin' ny bisikileta [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the crackling of flames
¶ boasting, bragging, exulting [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Agitation, mouvement des flammes
¶ fig. fanfaron, vantard, qui a de l'ostentation [Abinal 1888]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra dedaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Gaga [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/09