Teny iditra deka isan-drainy
Singan-teny dekà ; isa ; ray
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Dekàn' ny manamboninahitra maromaro, samy andraisana vitsivitsy avy hampanaovina ny raharaha iaraha-miandraikitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11