Teny iditra deka madinika
Singan-teny dekà ; madinika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manamboninahitra ambany laharana manampy amin' ny raharahan' ny Praiminisitra (taloha) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [madinika, small] a division of the aides-de-camp of the Prime Minister [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20