Teny iditra dembana
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Banga: Misy dembana amin' ny tamboho< [...]
¶ Lempona, lesoka: Dembana ny ilan' ny [...]
¶ Kepaka, miditra kely, mikemo: Demba-m [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Déprimé, enfoncé par un coup, rentrant: Misy dembana ao amy ny ampiantany (Le mur est un peu déprimé en cet endroit) ~ Dembana ny ila vata vifotsy (Un côté de la caisse en fer-blanc est un peu enfoncé) ~ Dembana molotra io antibavy io (Cette vieille a les lèvres rentrantes) [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   demba

Nohavaozina tamin' ny 2016/06/24