Teny iditra | demôkratika | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Momba, mikasika ny demôkrasia [1.62] | |
Fanazavàna teny anglisy | Democratic [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Démocratique [3.1] | |
Ohatra | Izy no manolotra ny mari-boninahitry ny Repoblika Demokratika Malagasy.
[2.114] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Ny fihaviany | Frantsay: démocratique. | |
Mpanahaka | demôkrasia ~ demôkraty | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |