Teny iditra demôkraty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona mandala ny demôkrasia [1.62]
Fanazavàna teny anglisy Democrat [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Démocrate [3.1]
Ohatra Raha izany no miseho, tsy misy demokraty hanohitra fifidianana, tsy hisy afaka handà ny didy avoakan' io fifidianana io. [4.27]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: démocrate.
Mpanahaka  demôkrasia ~ demôkratika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31