Teny iditra demony
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanahy ratsy, izay atao koa hoe devoly. (Araka ny fampianarana katolika, ny demony dia ireo anjely niodina tamin' Andriamanitra ka mikely aina lalandava hitarika ny olombelona ho amin' ny ratsy mba hamarina azy any amin' ny afobe miaraka aminy
¶ Olona ratsy fanahy mitarika ny sasany ho amin' ny ratsy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Démon, diable
¶ fig. mauvais sujet [Abinal 1888]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: démon.

2013/09/09