Teny iditra dengy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] farihy lalina, tany nihotsaka na lavaka nokahon'ny rano [Rakotosaona 1975]
 lavaka mitsatoka anaty rano [SLP 1986]
Fandikana anglisy prov. for antara [Richardson 1885]
Fandikana frantsay  [Tankarana] précipice, abîme d'eau (antàra). [David 1952 (takila D)]
 fosse [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31