Teny iditra deny > leka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taimoro] misebaka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra deny > leka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] sabaka ranjo [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   deka

Teny iditra deny > leka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro, Tanosy] tandrimo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra deny > letra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fampidirana an-keriny; fandentehana an-tery setra; fihinanana tafahoatra, fahavokisana hatenda [Rajemisa 1985]
Sampanteny