Teny iditra dera
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Voninahitra, laza: Dera ho an' Andria [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Praise [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   Fame, honour, celebrity. See da, laza, voninahitra, zo [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   éloge, louange [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra   Mahavery azy ny filan-dera (L'amour des louanges le perd) [Abinal 1888, takila 98]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   da ~ laza ~ voninahitra

Teny iditra dera
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   Cotton or linen drill [Eng. drill] [Richardson 1885]
Voambolana  
Ny fihaviany   Anglisy: drill.

Nohavaozina taminy 2015/10/19