Teny iditra deradera (dera)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fampisehoan-javatra amin' ny hafa hahazoana doka mba hieboana sy hireharehana [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   (duplicatif de dera) [Abinal 1888]
Ohatra   Tia deradera aoka izany iny tovolahy iny [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra deradera
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Dondrona [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/19