Teny iditra deronderona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hadedahana misy fireharehana amin' ny teny lazaina mahatonga handoka tena sy hiedinedina foana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy perching up in any high and conspicuous position [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Forfanterie, fanfaronnade, paroles hautaines [Abinal 1888]
Sampanteny 

2013/09/09