Teny iditra dia mianotra
Singan-teny dia ; mianotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  manao dia miverina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Going backwards without turning the face. See anotra [1.2]
Ohatra dia vao raisiny tànana, dia miala manao diamianotra. [2.59]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16