Teny iditra diapazona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [fr. diapason] Vy lavalava kely ohatra ny fanondro, misy sampany roa ny tapany ambony, izay rehefa apoka amin-javatra dia manome feo ka ampiasaina hakana ny haavon' ny hira tiana hatao [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: diapason.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31