Teny iditra | diavolana (dia, volana) | ||||
Sokajin-teny | anarana na tambinteny | ||||
Famaritana malagasy | Fahazavana avy amin' ny volana: Mahafinaritra ny diavolana mangoratsaka ¶ misy volana: Diavolana ny andro [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | [volana, the moon] moonlight. The former part of this word is probably from an obsolete root dia meaning brightness, purity, light. Comp. dio, zava. [Ar. Zaha, luxit splenduit; Heb. and Chal. ziv, splendour; Sansk. root div and dio, luxit, splenduit, from which is the Lat. divus and dues, as well as Jupiter (Joris), and the greek Zeus (Dios), dialos-deelos and delos, bright. Also the angels. Tiv; Goth. tius (cf. the Eng. Tuesday); Old Norweg. tyr (pl. tivar, gods), and Old German Zio is the same word] [Richardson 1885] | ||||
moonlight [Hallanger 1973] | |||||
Fandikana frantsay | clair de lune [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Haikintana | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny diavolana io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |