Teny iditra dibadiba
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Feno ka henjana sy mibontsina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be full to excess; distended, said only of the abdomen. See diboka, diridiry [Richardson 1885]
Voambolana  
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   dibaka

Teny iditra dibadiba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] hamaikana [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] empressement [Deschamps 1936]

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/01