Teny iditra diboka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho: Dibo-drano ny tanimbary
¶ Feno: Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy full, crowded, covered, as with water [Richardson 1885]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/11/07