Teny iditra dibo-kafaliana (diboka, faly)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: faly
Ohatra 
1Vao mainka dibo-kafaliana sy nidobodoboka ny fon-dRasoa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 107]
2Ny vahoaka rehetra dia velom-panantenana sy efa dibo-kafaliana ambony ihany. [Andraina: Mitaraina, takila 189]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31