Teny iditra didiana (didy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony /Nodididian' iza itỳ akanjonao itỳ?
¶ Ampanaovina, asaina atao: Efa nodidian' ny Fanjakana izany
¶ Omena didy, omena baiko: Didiako ianao hivoaka ny trano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be cut, to be ordered [Richardson 1885]
 to be cut
¶ to be commanded [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on coupe
¶ à qui on commande [Hallanger 1974]
Endriteny 
didiana
didiako
didianao
didiany
didiantsika
didianay
didianareo
didian'
didian-
didiam-
didia-
nodidiana
nodidiako
nodidianao
nodidiany
nodidiantsika
nodidianay
nodidianareo
nodidian'
nodidian-
nodidiam-
nodidia-
hodidiana
hodidiako
hodidianao
hodidiany
hodidiantsika
hodidianay
hodidianareo
hodidian'
hodidian-
hodidiam-
hodidia-
didio
Teny nalaina 

2010/05/14