Teny iditra didiko fe lehibe (didy, -ko, fe, lehibe)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao
Teniko fe lehibe, didy boraingona [1.1]
Tovy hevitra didy boraingina ~ didy boraingona ~ teniko fe lehibe

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31