Teny iditra didim-panjakana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanapahana na didy ataon' ny Governemanta, izay manana ny lanjan' ny lalàna [1.1]
 Didy avoakan'ny fitondram-panjakana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Décret [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra dekre
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31