Teny iditra didim-pitondrana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanapahana ataon' ny fahefana mpitondra ho fampanatanterahana lalàna iray [1.1]
 Didy avoakan'ny ministera na ny faritany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Arrêté [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra arete

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31