Teny iditra didin-tsokina (didy, sokina)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra
(didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [sokina, a small hedgehog] an injury, or chaps under the toes [1.2]
Voambolana 

Teny iditra didintsokina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Petit bout d'une chose, pointe du bonnet. [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31