Teny iditra didy boraingona (didy, boraingona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy didy atao jadona tsy azo valiana fa tsy maintsy arahina; didy atao jadona amin-kery [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy obstinacy, stubbornness [Richardson 1885]
 stubbornness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay [ didy boraingina ] commandement arbitraire, despotique [Abinal 1888]
 entêtement [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 

2013/10/25