Teny iditra didy lamba
Singan-teny didy ; lamba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fandidian' ny mpangalatra fahiny ny lamba, ny zoron-damba namonosan' ny olona ny volany
Fangaronam-paosy ankehitriny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18