Teny iditra didy miafina
Singan-teny didy ; miafina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Didim-pananana atao tsy fantatry ny mpandova fa rehefa maty ilay tompom-pananana vao ampahafantarina azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26