Teny iditra | DIEM | |
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | |
Famaritana malagasy | Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara ¶ Ny Baiboly Diem : Testamenta Taloha sy Testamenta Vaovao miaraka amin'ny Boky Deoterokanonika na Apokrifa, nadika avy tamin'ny teny hebreo sy grika ho amin'ny teny malagasy ofisialy ankehitriny [3.1] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Tsanganana sy sary iray takila | fanafohezan-teny | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |