Teny iditra diera
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ny diera lahy dia manana tandroka lehibe mirantsandrantsana. Samy faingam-pandeha na ny lahy na ny vavy, sady tsara tarehy no malemy fanahy [Randzavola: Baiboly takila 173]
Voambolana  
Ny fihaviany   Anglisy: deer.
Fitovian-keviteny   serfa
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2014/11/08