Teny iditra difika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazo; potika na silaby mipitika avy amin' ny fanapehan' ny mpanefy ny vy amin' ny tantanana; kilalaon' afom-by mipiritika [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a fragment, a splinter, anything which flies off with violence from a hard substance. See tsilaka [Richardson 1885]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02