Teny iditra dify
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lefitra, foritra, jongy atao amin' ny sisin' ny harona na ny tsihy ka asitrika amin' ny tenany ihany indray: Manisy dify na mandify ny tsihy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a border plaited in mats, baskets, hats, etc. lify is used in the provinces. See lily, hodivitra [Richardson 1885]

Teny iditra dify
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy a mode of plaiting the hair by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra dify
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fialana amim-pahakingana mba tsy ho hita [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy turning aside [Richardson 1885]
 a turning aside [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay action de s'esquiver [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra dify
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Lasa any ambadiky ny zavatra iray ka takona tsy hita: Dify ny masoandro. [Rajemisa 1985]

Teny iditra dify
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] ditsoka - potin-javatra tafiditra anaty maso: Dify ny masoko lehiroa [Rakotosaona 1975]
Mpitovy hevitra difike

Teny iditra dify
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] famatorana rary [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31