Teny iditra dihim-bazaha
Singan-teny dihy ; vazaha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Kilalao fanaon' ny ankizivavy: mitsambikina amin' ny tady izay ahoatra ny loha ary ampandalovina ambanin' ny tongotra [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/22