Teny iditra dihy gasy
Singan-teny dihy ; gasy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Dihy nentim-paharazana malagasy: andeha irery samy maka ho azy ny mpandihy ka mitsaikona na mamindra, manipy sandry, mandatsi-drantsana na manetsika ny soroka amim-pahakingana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17