Teny iditra dihy valotra
Singan-teny dihy ; valotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Dihy nampianarin' ny vazaha ka nalaza fahizay tao an-dRova, nisy karazany maro, toy ny Vorombola, Toamasina, Manjakamiadana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17