Teny iditra | dika soratra | |
Singan-teny | dika ; soratra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Famerenana na fakana tahaka soratra ao anaty boky na eny amin' ny solaitrabe [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | (dikasoratra) copie [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |