Teny iditra dika teny
Singan-teny dika ; teny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fandikan-teny: Sarotra ny manao dika teny [1.1]
Ohatra Teolojia moa no noresahina ka indraindray be dia be ny zava-baovao nanavia ny saina, indrindra fa dikateny no nandrenesana sy nanarahana izany. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17