Teny iditra Diksionera amin' ny Baiboly
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra   Evans, 1939; Randzavola Henri, 1939
Mpamoaka boky   Librairie Protestante, Antananarivo (1952)
Habeny   Ambainy: 16cm. Haavony: 22cm. Boky: 2. Takila: (1) i-x, 1-544; (2) 545-1098.
Fizahan-takelaka  

FANAFOHEZAN-TENY
Misy fanafohezan-teny vitsivitsy ampiasaina ato amin' ity boky ity, dia ireto:
Test. Tal. Testamenta Taloha
Test. Vao. Testamenta Vaovao
MSS Manoskripta na Sora-tanana
A.D. Anno Domini (fanisana ny taona hatramin' ny andron' ny Tompo no mankatỳ)
B.C. Before Christ (fanisana ny taona talohan' ny andron' ny Tompo)
J.E.D.P. Filazana samy hafa nahazoana ny tantara ao amin' ny Pentatioka sy ny boky sasany.

Ary ny anaran' ny boky ao amin' ny Baoboly dia hafohezina toy izao:

Sary  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2015/08/27