Teny iditra dilana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lempona na keoka eo afovoany; faritra kely na manify noho ny eo akaikiny mifampitohy aminy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the slender and middle part of any long thing, as a chandelier, a cup, a defile in a mountain, a gorge, or a forest; small in the middle [Richardson 1885]
Famaritana malagasy lempona lalina sady ety anelanelan'ny havoana roa [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay couloir
¶ encoche, étranglement [SLP: Voambolana]
  [Merina] Étranglement, traces que laissent les lianes sur les troncs autour desquels elles s'enroulent: hazo voadilana. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny dilana ity (3): Ambinanidilana, Andilamavo, Andilana

2017/12/09