Teny iditra diloilo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Menaka avy amin' ny zavamaniry: Ny mena-boanio dia atao koa hoe diloilo coco [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy licensed oil, olive oil [Richardson 1885]
 oil, especially vegetable oil [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay huile, esp. huile végétale [Hallanger 1974]
  [Merina] (du français « de l'huile ») Nom donné aux huiles de commerce de fabrication industrielle ; les huiles extraites par les procédés traditionnels se nomment menaka . [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: de l' huile.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31