Teny iditra dilorina (dilotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Kosehina, kitrohina, ampifampikasohina: Rehefa manasa io tavy io ianao,dilory tsara mba ho afaka ny loto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be rubbed so as to creak [Richardson 1885]
Endriteny 
dilorina
diloriko
dilorinao
diloriny
dilorintsika
dilorinay
dilorinareo
dilorin'
dilorin-
dilorim-
dilori-
nodilorina
nodiloriko
nodilorinao
nodiloriny
nodilorintsika
nodilorinay
nodilorinareo
nodilorin'
nodilorin-
nodilorim-
nodilori-
hodilorina
hodiloriko
hodilorinao
hodiloriny
hodilorintsika
hodilorinay
hodilorinareo
hodilorin'
hodilorin-
hodilorim-
hodilori-
dilory

2010/05/14