Teny iditra dilotra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Feo re avy amin' ny fifampikasohan' ny zavatra roa samy mafy; feo midridroka, na mikarantsana noho ny fikasohana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]
Voambolana  
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/01