Teny iditra dimbana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina: Dimbana ny tandrok' itỳ omby itỳ
¶ Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny: Dimbana ny lelan' iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy irregular formation, as the horns of cattle which grow irregularly
¶ also, in the provinces, notched, chipped, cut, defaced [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] le contraire de ce qui devrait être ; qui dépasse. [David 1952 (takila D)]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra ampelamamoly ~ limbana
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby
Sary 

2017/03/10