Teny iditra dimbasana (dimby)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Soloana toerana: Sarotra dimbasana ny olona tahaka an' ireny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be substituted, replaced, or succeeded [Richardson 1885]
 to be succeeded, to be replaced [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay à qui on succède, qu'on remplace [Hallanger 1974]
Endriteny 
dimbasana
dimbasako
dimbasanao
dimbasany
dimbasantsika
dimbasanay
dimbasanareo
dimbasan'
dimbasan-
dimbasam-
dimbasa-
nodimbasana
nodimbasako
nodimbasanao
nodimbasany
nodimbasantsika
nodimbasanay
nodimbasanareo
nodimbasan'
nodimbasan-
nodimbasam-
nodimbasa-
hodimbasana
hodimbasako
hodimbasanao
hodimbasany
hodimbasantsika
hodimbasanay
hodimbasanareo
hodimbasan'
hodimbasan-
hodimbasam-
hodimbasa-
dimbaso
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra diasana

2010/05/14