Teny iditra |
dimby
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy:
Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto ¶ Solo:
Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka [Richardson 1885]
|
| a successor, a replacement [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | successeur, remplaçant [Hallanger 1974]
|
| Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement.. [Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Dimby hajan' ny voninahitra io. [Ndemahasoa: Antakay, takila 62]
|
Teny nalaina |
|