Teny iditra dimina (dimy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Zaraina dimy: Nodimina ny lovanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be divided into five [1.2]
Fanazavàna teny frantsay à partager ou qu'on divise en cinq [1.3]
Ohatra Ary ny vola rehetra nialany ireo, Dia ho dimina; [2.59]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : dimina, dimiko, diminao, diminy, dimintsika, diminay, diminareo, dimin', dimin-, dimim-, dimi-
Ny lasa : nodimina, nodimiko, nodiminao, nodiminy, nodimintsika, nodiminay, nodiminareo, nodimin', nodimin-, nodimim-, nodimi-
Ny hoavy : hodimina, hodimiko, hodiminao, hodiminy, hodimintsika, hodiminay, hodiminareo, hodimin', hodimin-, hodimim-, hodimi-
Filaza mandidy : dimio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31