Teny iditra diminambatry (dimy, ambatry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bola madinika fahiny izay dimy ampaharoa amby fitopolon' ny ariary, mitovitovy lanjambidy amin' ny lasiray sy varifitoventy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ambatry, a kind of seed] fourpence less a sixth [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31