Teny iditra dina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fanambarana ampahibemaso, fianianana [Rakotosaona 1972]
   Fanekena nifanarahana, teny nifanekena: Manao dina fa tsy hivadika. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a declaration, a public or solemn protestation before heaven and earth (Prov.) [Richardson 1885]
   a conventicle or charter agreed on by a group [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   [Tankarana] convention ; voeu. [David 1952 (takila D)]
   convention faite par un groupe [Hallanger 1974]
Fitovian-keviteny   dy
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra dina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bezanozano] sazy [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   a fine, a penalty, a forfeit, a mulct, especially imposed for the non-performance of a contract or for neglect of a public order [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] amende pour violation de contrat ; infraction à une loi [David 1952 (takila D)]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra dina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sihanaka] fanarian-drano an-dakana, dinaka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra dina
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana anglisy   [Provincial] not entire (Prov.) [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10